1 Tantara 27:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Mpanolo-tsaina sady mpitan-tsoratra i Jonatana+ zana-drahalahin’i Davida, ary lehilahy nahira-tsaina. I Jehiela zanak’i Hakmony no nikarakara ny zanaky ny mpanjaka.+ 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:32 Fandalinana, Boky 2,
32 Mpanolo-tsaina sady mpitan-tsoratra i Jonatana+ zana-drahalahin’i Davida, ary lehilahy nahira-tsaina. I Jehiela zanak’i Hakmony no nikarakara ny zanaky ny mpanjaka.+