1 Tantara 28:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nomen’i Davida an’i Solomona zanany ny planin’ny+ tilikambo fidirana+ sy ny efitra isan-karazany, ny efitra fitehirizana entana, ny efitra any an-tampon-trano, ny efitra anatiny, ary ny trano misy ny sarony fampihavanana.*+ 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 28:11 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 2,
11 Dia nomen’i Davida an’i Solomona zanany ny planin’ny+ tilikambo fidirana+ sy ny efitra isan-karazany, ny efitra fitehirizana entana, ny efitra any an-tampon-trano, ny efitra anatiny, ary ny trano misy ny sarony fampihavanana.*+