1 Tantara 29:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tiako koa ny tranon’Andriamanitro,+ ka hanome volamena sy volafotsy avy amin’ny harenako+ ho an’ny tranon’Andriamanitro aho, ankoatra izay rehetra efa nomaniko ho an’ilay trano masina.
3 Tiako koa ny tranon’Andriamanitro,+ ka hanome volamena sy volafotsy avy amin’ny harenako+ ho an’ny tranon’Andriamanitro aho, ankoatra izay rehetra efa nomaniko ho an’ilay trano masina.