1 Tantara 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia nidera an’i Jehovah teo anatrehan’ny fiangonana manontolo i Davida, ka hoy izy: “Ry Jehovah Andriamanitr’i Israely razambenay ô, hoderaina mandrakizay doria* anie ianao!
10 Dia nidera an’i Jehovah teo anatrehan’ny fiangonana manontolo i Davida, ka hoy izy: “Ry Jehovah Andriamanitr’i Israely razambenay ô, hoderaina mandrakizay doria* anie ianao!