-
1 Tantara 29:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ry Jehovah Andriamanitray ô, avy amin’ny tananao sady anao daholo izao harena nomaninay hanorenana trano ho an’ny anaranao masina izao.
-