-
1 Tantara 29:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Voasoratra ao koa ny zava-drehetra momba ny fanjakany sy ny heriny, ary izay nitranga tamin’izany ka nahakasika azy sy ny Israely ary ny fanjakana rehetra manodidina.
-