2 Tantara 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nankany amin’ilay toerana avo tany Gibeona i Solomona sy ny fiangonana manontolo,+ satria tany ilay tranolay fihaonana. An’ilay tena Andriamanitra io tranolay io, ary naorin’i Mosesy mpanompon’i Jehovah tany an-tany efitra.
3 Dia nankany amin’ilay toerana avo tany Gibeona i Solomona sy ny fiangonana manontolo,+ satria tany ilay tranolay fihaonana. An’ilay tena Andriamanitra io tranolay io, ary naorin’i Mosesy mpanompon’i Jehovah tany an-tany efitra.