-
2 Tantara 1:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia hoy Andriamanitra tamin’i Solomona: “Satria izany no irin’ny fonao, fa tsy nangataka harena ianao, na fananana, na voninahitra, na ny hahafatesan’ny olona mankahala anao, na ny ho ela velona,* fa nangataka fahendrena sy fahalalana kosa mba hahaizana mitsara ny vahoakako, satria nataoko mpanjakan’izy ireo ianao,+
-