2 Tantara 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia homena fahendrena sy fahalalana ianao. Homeko harena sy fananana ary voninahitra be koa anefa ianao, ka tsy nisy nanana hoatr’izany ny mpanjaka rehetra talohanao, ary tsy hisy hanana hoatr’izany ny mpanjaka rehetra aorianao.”+
12 dia homena fahendrena sy fahalalana ianao. Homeko harena sy fananana ary voninahitra be koa anefa ianao, ka tsy nisy nanana hoatr’izany ny mpanjaka rehetra talohanao, ary tsy hisy hanana hoatr’izany ny mpanjaka rehetra aorianao.”+