-
2 Tantara 1:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ary volafotsy 600 sekely ny vidin’ny kalesy tsirairay nohafarana avy tany Ejipta, ary 150 ny vidin’ny soavaly iray. Dia avy eo naondran’ny mpandraharahan’ny mpanjaka nankany amin’ny mpanjaka rehetran’ny Hetita sy ireo mpanjakan’i Syria ireny.
-