2 Tantara 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ireto avy ny sakafo homeko ho an’ny mpanomponao,+ dia ny mpikapa hazo: Varimbazaha 20 000 kora,* vary orza 20 000 kora, divay 20 000 bata,* ary menaka 20 000 bata.” 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:10 Fandalinana, Boky 2,
10 Ireto avy ny sakafo homeko ho an’ny mpanomponao,+ dia ny mpikapa hazo: Varimbazaha 20 000 kora,* vary orza 20 000 kora, divay 20 000 bata,* ary menaka 20 000 bata.”