2 Tantara 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Natsangany teo anoloan’ilay tempoly ireo andry, ka ny iray teo ankavanana* ary ny iray teo ankavia.* Dia nataony hoe Jakina* ny anaran’ilay teo ankavanana, ary Boaza* ilay teo ankavia.
17 Natsangany teo anoloan’ilay tempoly ireo andry, ka ny iray teo ankavanana* ary ny iray teo ankavia.* Dia nataony hoe Jakina* ny anaran’ilay teo ankavanana, ary Boaza* ilay teo ankavia.