2 Tantara 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nanao fitoeran-jiro volamena folo izy avy eo,+ araka izay nasaina natao.+ Napetrany tao amin’ny tempoly izany, ka ny dimy teo ankavanana ary ny dimy teo ankavia.+
7 Nanao fitoeran-jiro volamena folo izy avy eo,+ araka izay nasaina natao.+ Napetrany tao amin’ny tempoly izany, ka ny dimy teo ankavanana ary ny dimy teo ankavia.+