2 Tantara 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 ny fitoeran-davenona, ny lapelina, ary ny fitrebika.*+ Teo koa ny fitaovana rehetra miaraka amin’ireo, izay nataon’i Hiram-abivy+ tamin’ny varahina nokosehina hangirana. Nataony ho an’i Solomona Mpanjaka izany, ho an’ny tranon’i Jehovah. 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:16 Fandalinana, Boky 1,
16 ny fitoeran-davenona, ny lapelina, ary ny fitrebika.*+ Teo koa ny fitaovana rehetra miaraka amin’ireo, izay nataon’i Hiram-abivy+ tamin’ny varahina nokosehina hangirana. Nataony ho an’i Solomona Mpanjaka izany, ho an’ny tranon’i Jehovah.