2 Tantara 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nentin’izy ireo niakatra ilay Vata, sy ny tranolay fihaonana,+ ary ny fitaovana masina rehetra tao amin’ilay tranolay. Ny mpisorona sy ny Levita* no nitondra an’izany niakatra.
5 Dia nentin’izy ireo niakatra ilay Vata, sy ny tranolay fihaonana,+ ary ny fitaovana masina rehetra tao amin’ilay tranolay. Ny mpisorona sy ny Levita* no nitondra an’izany niakatra.