2 Tantara 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy nisy na inona na inona tao anatin’ilay Vata, afa-tsy ireo takela-bato roa napetrak’i Mosesy tao, tany Horeba,+ rehefa nanao fifanekena+ tamin’ny vahoakan’Israely i Jehovah, tamin’izy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+ 2 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:10 w06 15/1 31 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:10 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2006, p. 31
10 Tsy nisy na inona na inona tao anatin’ilay Vata, afa-tsy ireo takela-bato roa napetrak’i Mosesy tao, tany Horeba,+ rehefa nanao fifanekena+ tamin’ny vahoakan’Israely i Jehovah, tamin’izy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+