2 Tantara 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Andriamanitra anefa ve dia tena hiara-monina amin’ny olona etỳ an-tany?+ Ny lanitra, eny, ny lanitry ny lanitra aza tsy omby anao,+ koa mainka fa ity trano naoriko ity!+
18 “Andriamanitra anefa ve dia tena hiara-monina amin’ny olona etỳ an-tany?+ Ny lanitra, eny, ny lanitry ny lanitra aza tsy omby anao,+ koa mainka fa ity trano naoriko ity!+