-
2 Tantara 6:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Mba henoy re ny vavak’ity mpanomponao sy ny fitalahoany famindram-po, ry Jehovah Andriamanitro ô! Henoy ny antso vonjy sy ny vavaka ataon’ny mpanomponao eto anatrehanao.
-