6 Naoriny koa i Baleta+ sy ny tanàna rehetra fitehirizan’i Solomona entana sy vokatra, ny tanàna rehetra fanatobiana kalesy,+ ny tanànan’ny mpitaingin-tsoavaly, ary izay rehetra nirin’i Solomona haorina tao Jerosalema sy tany Libàna ary nanerana ny tany nanjakany.