2 Tantara 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nisy 250 lahy ny mpiadidy ny lehibem-paritr’i Solomona Mpanjaka. Mpanara-maso an’ireo olona nanao an’ilay asa izy ireo.+ 2 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:10 w05 1/12 19 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:10 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/2005, p. 19
10 Nisy 250 lahy ny mpiadidy ny lehibem-paritr’i Solomona Mpanjaka. Mpanara-maso an’ireo olona nanao an’ilay asa izy ireo.+