2 Tantara 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Voalamina tsara* daholo àry ny asan’i Solomona, nanomboka tamin’ny andro nandatsahana ny fototry ny tranon’i Jehovah+ ka mandra-pahavitany. Dia vita tanteraka ny tranon’i Jehovah.+
16 Voalamina tsara* daholo àry ny asan’i Solomona, nanomboka tamin’ny andro nandatsahana ny fototry ny tranon’i Jehovah+ ka mandra-pahavitany. Dia vita tanteraka ny tranon’i Jehovah.+