18 Nisy zanatohatra enina nankeo amin’ilay seza fiandrianana, ary nisy fitoeran-tongotra volamena napetaka tamin’ilay seza. Nasiany fitoeran-tanana teo amin’ny andaniny roa amin’ilay seza, ary nasiany liona+ iray avy nitsangana teo akaikin’ireo fitoeran-tanana.