2 Tantara 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ‘Izao no tenin’i Jehovah: “Aza miakatra hiady amin’ny rahalahinareo. Samia mody any an-tranonareo avy, fa izaho no nahatonga an’izao.”’”+ Dia nankatò ny tenin’i Jehovah izy ireo, ka nody fa tsy nanafika an’i Jeroboama.
4 ‘Izao no tenin’i Jehovah: “Aza miakatra hiady amin’ny rahalahinareo. Samia mody any an-tranonareo avy, fa izaho no nahatonga an’izao.”’”+ Dia nankatò ny tenin’i Jehovah izy ireo, ka nody fa tsy nanafika an’i Jeroboama.