2 Tantara 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nahira-tsaina anefa i Rehoboama ka nalefany* nanerana ny faritr’i Joda sy Benjamina, tany amin’ny tanàna rehetra voaro mafy,+ ny zanany lahy sasany. Nomeny sakafo be dia be sy vady maro be koa izy ireo. 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:23 Fandalinana, Boky 2,
23 Nahira-tsaina anefa i Rehoboama ka nalefany* nanerana ny faritr’i Joda sy Benjamina, tany amin’ny tanàna rehetra voaro mafy,+ ny zanany lahy sasany. Nomeny sakafo be dia be sy vady maro be koa izy ireo.