2 Tantara 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nanjaka telo taona tany Jerosalema izy. Mikaia+ no anaran-dreniny, ary zanakavavin’i Oriela avy any Gibea+ izy io. Ary niady i Abia sy Jeroboama.+
2 Nanjaka telo taona tany Jerosalema izy. Mikaia+ no anaran-dreniny, ary zanakavavin’i Oriela avy any Gibea+ izy io. Ary niady i Abia sy Jeroboama.+