2 Tantara 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Dia izao ianareo te hanohitra ny fanjakan’i Jehovah eo an-tanan’ny taranak’i Davida. Vahoaka be mantsy ianareo, sady manana an’ireo zanak’omby volamena nataon’i Jeroboama ho andriamanitrareo.+
8 “Dia izao ianareo te hanohitra ny fanjakan’i Jehovah eo an-tanan’ny taranak’i Davida. Vahoaka be mantsy ianareo, sady manana an’ireo zanak’omby volamena nataon’i Jeroboama ho andriamanitrareo.+