2 Tantara 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nampahatahotra ny nandeha lavitra* tamin’ireny fotoana ireny, satria nisy korontana be teo amin’ny mponina rehetra tany amin’ny faritra samy hafa.
5 Nampahatahotra ny nandeha lavitra* tamin’ireny fotoana ireny, satria nisy korontana be teo amin’ny mponina rehetra tany amin’ny faritra samy hafa.