16 Nesorin’i Asa Mpanjaka tsy ho mpanjakavavy mihitsy koa aza i Maka+ renibeny, satria nanao sampy mahatsiravina hivavahana tamin’ny tsato-kazo masina.+ Dia nokapain’i Asa ilay sampy mahatsiravina nataon’ny renibeny, ka nopotipotehiny sy nodorany tao amin’ny Lohasahan’i Kidrona.+