2 Tantara 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy nesorina teo amin’ny Israely+ anefa ny toerana avo.+ Na izany aza, dia nanompo an’Andriamanitra tamin’ny fony manontolo i Asa,* nandritra ny androm-piainany.+ 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:17 Fandalinana,
17 Tsy nesorina teo amin’ny Israely+ anefa ny toerana avo.+ Na izany aza, dia nanompo an’Andriamanitra tamin’ny fony manontolo i Asa,* nandritra ny androm-piainany.+