2 Tantara 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nentiny tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra ny zavatra nohamasinin’izy sy ny rainy, dia volafotsy sy volamena ary fitaovana isan-karazany.+
18 Ary nentiny tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra ny zavatra nohamasinin’izy sy ny rainy, dia volafotsy sy volamena ary fitaovana isan-karazany.+