2 Koa namoaka volafotsy sy volamena avy tao amin’ny fitehirizana zava-tsarobidy tao an-tranon’i Jehovah+ sy tao an-tranon’ny mpanjaka i Asa. Dia nandefa an’ireny tany amin’i Beni-hadada mpanjakan’i Syria,+ nipetraka tao Damaskosy, izy, ka nilaza hoe: