2 Tantara 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Nanao fifanarahana* izaho sy ianao, ary ny raiko sy ny rainao. Dia nampitondra volafotsy sy volamena ho anao aho. Koa foany ny fifanarahana* nifanaovanao tamin’i Basa mpanjakan’ny Israely, mba hialany eto amin’ny taniko.” 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:3 Fandalinana, Boky 1,
3 “Nanao fifanarahana* izaho sy ianao, ary ny raiko sy ny rainao. Dia nampitondra volafotsy sy volamena ho anao aho. Koa foany ny fifanarahana* nifanaovanao tamin’i Basa mpanjakan’ny Israely, mba hialany eto amin’ny taniko.”