2 Tantara 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nentin’i Asa Mpanjaka avy eo ny Joda rehetra, ka nalain’izy ireo ny vato sy ny hazo nanorenan’i+ Basa an’i Rama.+ Dia ireny no nampiasain’i Asa hanorenana* an’i Geba+ sy Mizpa.+
6 Nentin’i Asa Mpanjaka avy eo ny Joda rehetra, ka nalain’izy ireo ny vato sy ny hazo nanorenan’i+ Basa an’i Rama.+ Dia ireny no nampiasain’i Asa hanorenana* an’i Geba+ sy Mizpa.+