9 Fa ny mason’i Jehovah dia mijery eny rehetra eny manerana ny tany,+ satria izy te hampiasa ny heriny mba hanampiana an’izay manompo azy amin’ny fo manontolo.+ Hadalana mihitsy ny nataonao tamin’ity indray mandeha ity, ka hisy hiady aminao foana manomboka izao.”+