14 Koa nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida izy,+ tao amin’ilay fasana lehibe efa nolavahany, ka natao teo ambony filanjana faty nofenoina menaka balsama sy menaka manitra natao tamin’ny zava-manitra isan-karazany.+ Ary nandrehitra afo be izy ireo rehefa nandevina azy.