-
2 Tantara 18:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia hoy i Ahaba mpanjakan’ny Israely tamin’i Josafata mpanjakan’ny Joda: “Hiaraka amiko ho any Ramota-gileada ve ianao?” Dia hoy i Josafata: “Hoatr’anao ihany aho! Ny vahoakako dia vahoakanao ihany. Hanampy anao any an’ady izahay.”
-