2 Tantara 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy i Josafata: “Tsy misy mpaminanin’i Jehovah moa eto?+ Aleo koa izy asaintsika manontany.”+