2 Tantara 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Niteny tamin’i Mikaia àry ilay olona nirahina hiantso azy, hoe: “Samy nilaza zavatra tsara tamin’ny mpanjaka daholo ny mpaminany. Koa mba zavatra tsara hoatran’ny nolazain-dry zareo+ koa resahina, azafady.”+
12 Niteny tamin’i Mikaia àry ilay olona nirahina hiantso azy, hoe: “Samy nilaza zavatra tsara tamin’ny mpanjaka daholo ny mpaminany. Koa mba zavatra tsara hoatran’ny nolazain-dry zareo+ koa resahina, azafady.”+