2 Tantara 18:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy àry i Mikaia: “Ireny fa hitako miparitaka eny an-tendrombohitra ny Israelita rehetra, hoatran’ny ondry tsy misy mpiandry.+ Dia hoy i Jehovah: ‘Tsy manan-tompo ireo, ka aleo ry zareo samy hody soa aman-tsara any an-tranony avy.’”
16 Hoy àry i Mikaia: “Ireny fa hitako miparitaka eny an-tendrombohitra ny Israelita rehetra, hoatran’ny ondry tsy misy mpiandry.+ Dia hoy i Jehovah: ‘Tsy manan-tompo ireo, ka aleo ry zareo samy hody soa aman-tsara any an-tranony avy.’”