-
2 Tantara 18:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Ary hoy ny mpanjakan’ny Israely: “Ento i Mikaia, dia atero any amin’i Amona lehiben’ny tanàna sy Joasy zanaky ny mpanjaka.
-