2 Tantara 18:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tena nafotaka ny ady tamin’iny andro iny. Ary voatery notohanana tao amin’ny kalesiny ny mpanjakan’ny Israely, mba ho afaka hitsangana hiatrika ny Syrianina mandra-paharivan’ny andro. Dia maty izy rehefa nilentika ny masoandro.+
34 Tena nafotaka ny ady tamin’iny andro iny. Ary voatery notohanana tao amin’ny kalesiny ny mpanjakan’ny Israely, mba ho afaka hitsangana hiatrika ny Syrianina mandra-paharivan’ny andro. Dia maty izy rehefa nilentika ny masoandro.+