-
2 Tantara 20:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 ‘Raha misy loza manjo anay, ohatra hoe sabatra, na fanamelohana, na areti-mandringana, na mosary, dia hitsangana manatrika an’ity trano ity sy eto anatrehanao izahay, fa ato amin’ity trano ity ny anaranao.+ Hiantso vonjy aminao izahay ao anatin’izany fahorianay izany. Dia enga anie ianao hihaino ka hamonjy anay!’+
-