2 Tantara 21:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Lasa mpanjaka izy tamin’izy 32 taona, ary nanjaka valo taona tao Jerosalema. Tsy nisy nalahelo azy rehefa maty izy. Dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida izy,+ fa tsy tao amin’ny fasan’ny mpanjaka.+ 2 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 21:20 w98 15/11 32 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:20 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/1998, p. 32
20 Lasa mpanjaka izy tamin’izy 32 taona, ary nanjaka valo taona tao Jerosalema. Tsy nisy nalahelo azy rehefa maty izy. Dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida izy,+ fa tsy tao amin’ny fasan’ny mpanjaka.+