-
2 Tantara 23:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia hitan’i Atalia nitsangana teo akaikin’ny andry teo amin’ny fidirana ny mpanjaka. Niaraka tamin’ny mpanjaka teo koa ny andriana+ sy ny mpitsoka trompetra. Faly be ny vahoaka manontolo+ sady nitsoka trompetra, ary ny mpihira nitendry zavamaneno no nitarika* ny hira fiderana. Dia norovitin’i Atalia ny akanjony, sady niantsoantso mafy izy hoe: “Fikomiana! Fikomiana!”
-