2 Tantara 24:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Efa voasoratra ao amin’ny Boky* Momba ny Mpanjaka daholo izay rehetra momba ny zanany, sy ny fanamelohana be dia be nolazaina taminy,+ ary ny fanavaozana* ny tranon’ilay tena Andriamanitra.+ Ary i Amazia zanany no nanjaka nandimby azy.
27 Efa voasoratra ao amin’ny Boky* Momba ny Mpanjaka daholo izay rehetra momba ny zanany, sy ny fanamelohana be dia be nolazaina taminy,+ ary ny fanavaozana* ny tranon’ilay tena Andriamanitra.+ Ary i Amazia zanany no nanjaka nandimby azy.