2 Tantara 25:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa aleo ianao ihany no mandeha, dia manaova zavatra, ary manàna herim-po rehefa hiady. Raha tsy izany, dia hataon’ilay tena Andriamanitra resin’ny fahavalo ianao, satria vitany ny manampy anao handresy,+ na mahatonga anao ho resy.”
8 Fa aleo ianao ihany no mandeha, dia manaova zavatra, ary manàna herim-po rehefa hiady. Raha tsy izany, dia hataon’ilay tena Andriamanitra resin’ny fahavalo ianao, satria vitany ny manampy anao handresy,+ na mahatonga anao ho resy.”