-
2 Tantara 25:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia nampitondra an’izao hafatra izao ho an’i Amazia mpanjakan’ny Joda i Joasy mpanjakan’ny Israely: “Nampita hafatra ho an’ny hazo sedera tany Libàna ny tsilo tany Libàna hoe: ‘Omeo ho vadin’ny zanako lahy ny zanakao vavy.’ Nandalo anefa ny bibidia iray tany Libàna ka nanitsakitsaka an’ilay tsilo.
-