24 Dia nalainy daholo ny volamena sy ny volafotsy ary ny fitaovana rehetra niandraiketan’i Obeda-edoma tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra. Nalainy koa ny tao amin’ny fitehirizana zava-tsarobidy tao an-tranon’ny mpanjaka.+ Naka olona hatao takalon’aina koa izy, ary avy eo niverina tany Samaria.