2 Tantara 27:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa nihanahery foana i Jotama, satria tapa-kevitra* ny handeha tamin’ny lalana natoron’i Jehovah Andriamaniny.
6 Koa nihanahery foana i Jotama, satria tapa-kevitra* ny handeha tamin’ny lalana natoron’i Jehovah Andriamaniny.