2 Tantara 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teo amin’ny Lohasahan’ny Taranak’i Hinoma* koa izy, dia nandoro ny zanany lahy tao anaty afo.+ Nanao an’ireo zava-maharikoriko fanaon’ny firenena+ efa noroahin’i Jehovah hiala teo anatrehan’ny Israelita izy.
3 Nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teo amin’ny Lohasahan’ny Taranak’i Hinoma* koa izy, dia nandoro ny zanany lahy tao anaty afo.+ Nanao an’ireo zava-maharikoriko fanaon’ny firenena+ efa noroahin’i Jehovah hiala teo anatrehan’ny Israelita izy.